Articles dans la rubrique « Filazana manjo »
-
mardi 16 octobre 2007
| 3589 visites
Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony :
RAZAIARIVELO Jeanette (vady navelan’ Itompokolahy ANDRIAMIANGOLA Albert) Ny alahady 14 oktobra 2007 teo amin’ny faha 84 taonany.
Hoy, Ny zanany :
ANDRIAMIANGOLA Jocelyn R. mivady sy ny zanaka aman-jafiny. RAJOELIHARISON Alexis mivady sy ny zanaka aman-jafiny ANDRIAMIANGOLA R. Herbert mivady sy ny zanaka aman-jafiny ANDRIAMIANGOLA R. Jocelyne sy ny zanany ANDRIAMIANGOLA R. Bertin mivady sy ny zanany RANAIVOMINOSOAMANGA Andry Tahiana (…)
-
lundi 15 octobre 2007
| 2646 visites
Ny Filan-kevim-pitantanana sy Ny Tale Jeneraly ary Ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny AIR MADAGASCAR
Dia mampandre amin’alahelo lehibe ny fahalasanana tamin’ny Alahady 14 Oktobra 2007 ny mpiara miasa aminy :
Andriamatoa RALAMBOSOA Andrianirina Laurent Emile
-
jeudi 11 octobre 2007
| 2575 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : PHILIPPE ANTOINE Narifetra (Lala) dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata faha-09 oktobra 2007
Hoy, Ny rainy : PHILIPPE ANTOINE Ny Iray tampo aminy : HARILALAO Aurore sy RANOELISON Léon mivady sy ny zanaka aman-jafiny Lydia sy RAJAONARIVELO Honoré mivady sy ny zanaka aman-jafiny RAHAINGOMALALA Aimée sy ny zanaka aman-jafiny Violette sy RAVALOMANANA A. mivady sy (…)
-
mercredi 10 octobre 2007
| 2994 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :
PHILIPPE ANTOINE Narifetra (Lala) dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata faha-09 oktobra 2007
Hoy, Ny rainy : PHILIPPE ANTOINE Ny Iray tampo aminy : HARILALAO Aurore sy RANOELISON Léon mivady sy ny zanaka aman-jafiny Lydia sy RAJAONARIVELO Honoré mivady sy ny zanaka aman-jafiny RAHAINGOMALALA Aimée sy ny zanaka aman-jafiny Violette sy RAVALOMANANA A. mivady sy (…)
-
mardi 9 octobre 2007
| 3011 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty dia mampandre anareo izahay fa ny hava-malalanay : Ramatoa RASOARIMALALA Céline LOHOLONA (vady navelan’ltpklahy RAOELIJON Rakotoniaina Maurice) dia nodimandry tamin’ny Alahady 07 Oktobra 2007 rehefa nivahiny 76 taona teto an-tany.
Hoy, Ny Fianakaviana manontolo
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana F.J.K.M Isotry Fitiavana, Arivonimamo, Ambohitsitankady, Manjaka
Ny EKAR Mahamasina
Ny Fokontany sy ny Mpiara-monina ao (…)
-
vendredi 5 octobre 2007
| 3057 visites
Amin’alahelo no ampandrenesin’ny Holafitry ny Dokotera Veterinera eto Madagasikara fa :
Dokotera RAZAFIARISON Raymond Ignace ONDVM n° 291- Docteur Vétérinaire Directeur de l'AFAFl lsaha - FIANARANTSOA Dia nodimandry ny Alarobia 03 Oktobra 2007 .
Ny fandevenana dia hatao ao Ambohitromby Alasora, ny Zoma 05 Oktobra 2007.
Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana manontolo sy ny havany.
-
vendredi 5 octobre 2007
| 2931 visites
Sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny malalanay hody any aminy : HAOLINE Théresè Lucia Vady navelan’i Tompokolahy Rakotondravelo Charles Martin Ny Alarobia 03 Octobre 2007 rehefa nivahiny 57 taona teto an-tany,
Hoy, Ny reniny : Mme SERAPHINE Ny rafozany : Mr RAZAFINDRAZAKA Elie Ny zanany : Paul Mickaël sy Mireille (La Réunion) MAROVELOLINA Elie sy Zafy RAZAFIMAMONJIRAIBE Alfred sy Joséphine MAROVELOLINA Sophie sy ny namany MAROVELOLINA Théoplile Marcel sy ny namany MAROVELOLINA Luc (…)
-
vendredi 5 octobre 2007
| 2145 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa nodimandry ny 3 oktobra 2007 ny hava-malalanay : Jean RAOSETA Commandeur de l’Ordre National Talen’ny Sekoly E.PRI.MA Mpampianatra misotro ronono, sekoly Advantista Mpiasan’ny JIRAMA misotro ronono teo amin’ny faha-88 taonany
Hoy, Ny vadiny : RAKOTONDRAINIBE Yolande Ny zanany : RAOSETA Ronald sy Vololona RAOSETA Eliane RAOSETA Zara Fanomezana Ny zafikeliny : Hasiniaina, Tokiniaina, (…)
-
jeudi 4 octobre 2007
| 2982 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :
RAKOTOZAFY Raymond Bertin dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy tamin’ny Talata 02 Oktobra 2007 rehefa nivahiny 73 taona teto an-tany.
Hoy, Ny Renin-janany : RAZAIARISOA Julia Ny Zanany : RAKOTOZAFY Andrianaivo sy Ranoa RAMANDIMBISON Roland Fidèle sy Hanitra Ny Zafiny : Lalaina, Aritina, Nomena Ny iray tampo aminy : RAZANAMALALA Juliette sy ny zanaka aman-jafiny Vady (…)
-
jeudi 4 octobre 2007
| 2146 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa nodimandry ny 3 oktobra 2007 ny hava-malalanay : Jean RAOSETA Commandeur de l’Ordre National Talen’ny Sekoly E.PRI.MA Mpampianatra misotro ronono, sekoly Advantista Mpiasan’ny JIRAMA misotro ronono teo amin’ny faha-88 taonany
Hoy, Ny vadiny : RAKOTONDRAINIBE Yolande Ny zanany : RAOSETA Ronald sy Vololona RAOSETA Eliane RAOSETA Zara Fanomezana Ny zafikeliny : Hasiniaina, Tokiniaina, (…)
-
mardi 2 octobre 2007
| 3280 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty, no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :
RAZAY ESTHER (Vady navelan’ltompokolahy RANDRIAMASY Emile) Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alatsinainy 01 Octobre 2007 rehefa nivahiny 81 taona teto an-tany.
Hoy, Ny zanany : ANDRIAMASY Richard sy Pierrette ary ny zanaka aman-jafiny ANDRIAMASY Michel sy Giséle ary ny zanaka aman-jafiny ANDRIAMASY Léon ANDRIAMASY Marcellin sy Michelle ary ny zanany ANDRIAMASY (…)
-
mardi 2 octobre 2007
| 4485 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAZAFINIMANANA Nina Francine (Teraka RAZOELIARINORO) Coiffure Milanto Andravoahangy dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alatsinainy 1 oktobra 2007
Hoy; Ny vadiny : RAZAFINIMANANA Solohery Raomeriarilala Ny ray aman-dreniny : RASOANAIVO Gerard Daniel sy RAVAOARINORO Marthe Ny rafozany : RAZAFINIMANANA Razanamery Eugène sy RASOAZANANY Justine Ny iray tampo (…)
-
mercredi 26 septembre 2007
| 2201 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ary ny fiitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay, fa ny zanaka malalanay : RAJOHNSON RAVELOSON HARILALA MATTHIEU dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny alahady 23 Septambra 2007 rehefa nampindraminy anay nandritra ny 18 volana teto an-tany.
Hoy, Ny Ray aman-dreniny : RAJOHNSON RAVELOSON Hery sy Lolitta Ny zokiny : RAJOHNSON RAVELOSON Harimisa Stephanie Ny raibeny sy ny renibeny : RAJAO Ernest sy ARISOA Chrystiane Ny iray tampo (…)
-
mercredi 26 septembre 2007
| 1888 visites
Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny havanay : Ny Andriana RANDRIANASOLO Feno Hery Tranombarotra Hery (Isotry) Dia nodimandry ao amin’ny Tompo ny Sabotsy 22 Septambra 2007 rehefa nivahiny 46 taona teto an-tany.
Hoy, Ny Reniny : RASOAZANANTOANDRO Clothilde Vady navelan’ltompokolahy RANDRIANASOLO Armand Ny Taizany : RANDRIANASOLO Heriniaina Marc RANDRIANASOLO Herilaza Luc Ny iray tampo aminy : RANAIVO Honoré (…)
-
mardi 25 septembre 2007
| 1331 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ary ny fiitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay, fa ny zanaka malalanay : RAJOHNSON RAVELOSON HARILALA MATTHIEU dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny alahady 23 Septambra 2007 rehefa nampindraminy anay nandritra ny 18 volana teto an-tany.
Hoy, Ny Ray aman-dreniny : RAJOHNSON RAVELOSON Hery sy Lolitta Ny zokiny : RAJOHNSON RAVELOSON Harimisa Stephanie Ny raibeny sy ny renibeny : RAJAO Ernest sy ARISOA Chrystiane Ny iray tampo (…)
-
mardi 25 septembre 2007
| 1085 visites
Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny havanay : Ny Andriana RANDRIANASOLO Feno Hery Tranombarotra Hery (Isotry) Dia nodimandry ao amin’ny Tompo ny Sabotsy 22 Septambra 2007 rehefa nivahiny 46 taona teto an-tany.
Hoy, Ny Reniny : RASOAZANANTOANDRO Clothilde Vady navelan’ltompokolahy RANDRIANASOLO Armand Ny Taizany : RANDRIANASOLO Heriniaina Marc RANDRIANASOLO Herilaza Luc Ny iray tampo aminy : RANAIVO Honoré (…)
-
samedi 22 septembre 2007
| 2103 visites
(Phil toko II and 13) «Fa Andriamanitra no miasa ao anatinareo, na ny fikasana, na ny fanaovana hahatanteraka ny sitrapony ».
Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny zanany, teo amin’ny faha 34 taonany. RAMAMONJISOA JOHARIMANANA Haingo (Mpiasa ao amin’ny Ministère de la Fonction publique, du Travail et des Lois sociales)
Hoy Ny vadiny : RAMAMONJISOA Jehny - Lawrence Teraka RANDRIANARIVONIAINA Ny zanany : RAMAMONJISOA Jonathan Barkley RAMAMONJISOA Vanaël Barkley Ny ray (…)
-
jeudi 20 septembre 2007
| 1929 visites
Amin’ ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ ny tena amin’ ny maty nohon’ ny FAMONJEN’ I JESOA KRISTY no ampandrenesana anareo fa ny malalanay : NY ANDRIAMBAVY RANJAMINA GEORGETTE - Nisolotena ny vehivavy malagasy tamin’ ny fivoriam-be UMOFC Roma 1962 - Fikambanan’ ny Zanak’ i Masina Maria Cathédrale Katolika IHOSY - Fikambanan’ ny Zanak’ i Masina Maria Cathédrale Katolika ANDOHALO ANTANANARIVO : rehefa nivahiny 75 taona teto an-tany dia niambobo ny alakamisy 14 septambra 2007 tao (…)
-
lundi 17 septembre 2007
| 650 visites
Ny Filankevim-pitantanana, Ny Toniam-pitantanana, Ny Fianakaviamben’ ny Mpiasa ao amin’ny Caisse Nationale de Prévoyance Sociale (C.Na.P.S)
dia mampandre anareo ny fodiamandrin’ ny mpiara-miasa aminy :
ANDRIAMBOLAMANANA Lalao Edmond
teto Antananarivo ny Zoma 14 Septambra 2007. Ny fandevenana dia notanterahana tany Tsiriribe Ambohimandroso ny Alahady 16 septembre 2007.
-
samedi 15 septembre 2007
| 1531 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay ny fodiamandrin’ny mpanompon’Andriamanitra :
RAJOHNSON Pasteur retraité - FJKM Ambondrona Firaisana Ancien membre de l’Ordre National Malagasy Grand Croix de 2e classe de l’Ordre National
Ny 14 Septambra 2007 rehefa nivahiny 82 taona teto an-tany. Hoy
Ny vadiny : RAJOHNSON Odette Miriama (teraka RALISOAMALALA)
Ny zanany : RAJOHNSON Alfa sy Fara RAJOHNSON Haja sy Marielle RAJOHNSON Tahina sy Dr (…)