Articles dans la rubrique « Filazana manjo »
-
samedi 15 septembre 2007
| 296 visites
Ny Filankevim-pitantanana, Ny Toniam-pitantanana, Ny Fianakaviamben’ ny Mpiasa ao amin’ny Caisse Nationale de Prévoyance Sociale (C.Na.P.S)
dia mampandre anareo ny fodiamandrin’ ny mpiara-miasa aminy :
ANDRIAMBOLAMANANA Lalao Edmond
teto Antananarivo ny Zoma 14 Septambra 2007. Ny fandevenana dia ho tanterahana any Tsiriribe Ambohimandroso ny Alahady 16 septembre 2007.
-
mardi 11 septembre 2007
| 893 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :
Andriamatoa RAKOTOARIVELO Samuël (Papabe) Mpiandry «AFAKA» Ray aman-dreny Toby Fitiavana Ambohimiadana Ambohitrandriamanitra (FLM) Filohan’ny Toby FLM Ambohibao Diakona Président Fivondronana Ambohidratimo teo aloha Grand Croix de 2ème Classe dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny Alahady 09 septambra 2007, rehefa nivahiny 76 taona teto an-tany
Hoy : Ny zanany : (…)
-
lundi 10 septembre 2007
| 798 visites
Sitrak’Andriamanitra ny niantso ny malalanay : RANDRIAMAMONJY Désiré Rabefiringa Mpiasan’ny AIR MADAGASCAR (Misotro ronono) hody any Aminy tamin’ny sabotsy 8 septambra 2007, rehefa nivahiny 74 taona teto an-tany.
Hoy : Ny Vadiny : RATOBISON Eugénie Ny Zanany : RANDRIAMAMONJY Michel sy Noro RAKOTOARISOA Mamy sy Eliane RANDRIAMAMONJY Nirina sy Malala RABARISOA Abel sy Fara Ny Zafiny : Teddy, Valérie, Murielle, Christel, Johanna, Lucas, Jonathan, Cédric, Jéremy, Johan. Ny (…)
-
lundi 10 septembre 2007
| 1097 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :
Andriamatoa RAKOTOARIVELO Samuël (Papabe) Mpiandry «AFAKA» Ray aman-dreny Toby Fitiavana Ambohimiadana Ambohitrandriamanitra (FLM) Filohan’ny Toby FLM Ambohibao Diakona Président Fivondronana Ambohidratimo teo aloha Grand Croix de 2ème Classe dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny Alahady 09 septambra 2007, rehefa nivahiny 76 taona teto an-tany
Hoy : Ny zanany : (…)
-
vendredi 7 septembre 2007
| 391 visites
Ny Filan-kevim-pitatanana Ny Tale Jeneraly Ny mpiara-miasa rehetra ao amin'ny AIR MADAGASCAR
Dia mampandre amin'alahelo lehibe ny fahalasanana tamin'ny Talata 04 Septambra 2007
Ny mpiara-miasa aminy :
Andriamatoa RATSIMA ANDRIAMIARANA Rija
-
mercredi 5 septembre 2007
| 640 visites
Ny Filan-kevim-pitantanana sy Ny Tale Jeneraly ary Ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny AIR MADAGASCAR
Dia mampandre amin’alahelo lehibe ny fahalasanana tamin’ ny Alatsinainy 03 Septambra 2007. Ny mpiara-miasa aminy :
Andriamatoa RAKOTOSON Rija Nanahary Mamy Nirina
-
samedi 25 août 2007
| 2884 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa :
RASEHENOSOA Valentine Olympe (vady navelan’ltpkl RAZAFIMAHALEO François)
dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy, tamin’ny Zoma 24 Aogositra 2007 rehefa nahazo ny sakramenta fanomezan’ny Eglizy ny zanany, teo amin’ny faha 84 taonany.
Hoy :
Ny zanany : RABESON RAZAFIMAHALEO Gisèle RAJAOFERA RAZAFIMAHALEO Zoé DOMINICHINI RAMIARAMANANA Michel sy Jacqueline RAZAFIMAHALEO Martial Pierrot (…)
-
mercredi 22 août 2007
| 1653 visites
Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ilazanay aminareo fa ny hava-malalanay :
Ny Andriana RANDRIANASOLO Victor dit Victor SOLO Loholona - Mpanakanto Retraité CAPSAT Soanierana Grand Officier de l’Ordre National Malagasy
dia niamboho tamin’ny Alatsinainy 20 Aogositra 2007 rehefa nivahiny 76 taona teto an-tany.
Hoy,
Ny vadiny : RASOARINOSY Berthe Angèle
Ny zanany : RAMIANDRAVELO Joseph sy Norosoa Nirina Jimmy Janoëlah Dr JIMISON Solofonirina Victor sy RAHELIARISOA (…)
-
mardi 14 août 2007
| 405 visites
Ny Filankevim-pitantanana sy Ny Tale Jeneraly ary Ny mpirara-miasa rehetra ao amin’ny AIR MADAGASCAR
Dia mampandre amin’alahelo lehibe ny fahalasanana tamin’ny Zoma 10 Aogositra 2007 ny mpiara miasa aminy :
Ramatoa RAJAONARIVELO Ony Vololona
-
mardi 14 août 2007
| 343 visites
Amin'ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo, fa ny malalanay :
RANDRIANAMPY Rowlands Mpiasan’ny Finances misotro ronono
dia nodimandry ny alahady 12 aogositra 2007.
Hoy,
Ny vadiny : RAZAIARIVELO Odette Sahondra
Ny zanany : RANDRIANAMPY Volaniaina (USA) ANDRIANAMPY Maminiriana Dr. RANDRIANAMPY Hantamalala RANDRIANAMPY Oly
Ny zafiny : Emmanuella
Ny iray tampo aminy
Ny iray tampo amin’ny vadiny
Ny fianakaviana maonontolo
Ny (…)
-
lundi 13 août 2007
| 968 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :
RAOBANITRA Narifera Ingénieur de la Navigation Aérienne retraité Administrateur de l’ACM Officier de l’Ordre National
Dia nantsoin’ny Ray nody any Aminy ny sabotsy 11 Aogositra 2007.
Hoy,
Ny reniny : RAOBANITRA Jeanne
Ny zanany : RAOBANITRA Volahanta RAOBANITRA Nirina sy Antsa
Ny zafiny : Maxine, Eliott, Mickaël.
Ny iray tampo aminy : RAOBANITRA Tsimahafotsy mivady sy ny (…)
-
lundi 13 août 2007
| 308 visites
Amin'ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo, fa ny malalanay :
RANDRIANAMPY Rowlands Mpiasan’ny Finances misotro ronono
dia nodimandry ny alahady 12 aogositra 2007.
Hoy,
Ny vadiny : RAZAIARIVELO Odette Sahondra
Ny zanany : RANDRIANAMPY Volaniaina (USA) ANDRIANAMPY Maminiriana Dr. RANDRIANAMPY Hantamalala RANDRIANAMPY Oly
Ny zafiny : Emmanuella
Ny iray tampo aminy
Ny iray tampo amin’ny vadiny
Ny fianakaviana maonontolo
Ny (…)
-
lundi 13 août 2007
| 837 visites
Amin'ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :
RAJAONARIVELO Albert Loholona Mpampianatra (Ordre de Mérite)
Dia nantsoin'ny Ray hody any Aminy ny Alahady 12 Aogositra 2007.
Hoy,
Ny vadiny : RAJAONARIVELO Elise Rachel, teraka ANDRIANIAZY
Ny zanany : RAJAONARIVELO Tiana sy Domoina RAJAONARIVELO Zaka sy Françoise RAMIANDRISOA Mbolamamy sy Hantanirina Virginia RAJAONARIVELO Harimampianina RAJAONARIVELO Fidiantenaina (…)
-
lundi 13 août 2007
| 2280 visites
« Sambatra ny maty dia izay maty ao amin'ny Tompo hatramin'izao ». (Apokalypsy 14 :13)
Sitrak'Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony hody any aminy :
RAZAFIMANJATO David Andrianasolo Chevalier de l'Ordre National (Mpiasan'ny Air MADAGASCAR Misotro ronono)
tamin'ny Zoma 10 Aogositra 2007 rehefa nivahiny 66 taona teto an-tany.
Hoy,
Ny Vadiny : RAZAFIMANJATO Honorine teraka RALISINIAINA
Ny Zanany : ADELIN Sylvio sy Sylvia (France) RAZAFIMANJATO ANDRIANIAINA Sandra RAZAFIMANJATO (…)
-
lundi 13 août 2007
| 1040 visites
« Tsy manana fifaliana mihoatra noho izao aho, dia ny handrenesako fa mandeha amin’ny fahamarinana ny zanako ». (3 Jao 4)
Tao amin’ilay fanantenana mahafinaritra no niamboho tany Frantsa ny malalanay
Ny Andriana Dokotera RAMBELOSON Joseph Gabriel
teo amin’ny faha-97 taonany, ny Alatsinainy 6 aogositra 2007.
Hoy ny TARANANY miisa Efatra ambin’ny folo amin’ny zato (114) :
Ny Zanany : RAMBELOSON Clarisse Léontine, veuve ROBSON Jacob RAKOTONDRATSIMA Germain sy Dokotera RAMBELOSON Sylvère (…)
-
samedi 11 août 2007
| 4654 visites

| 1411 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :
ANDRIANTSIMANJEHIMANANA Fidelys Nirina
Mpampianatra nisotro ronono Chevalier de l’ordre national
dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alakamisy faha-09 aogositra 2007.
Hoy :
Ny vadiny : ANDRIANTSIMANJEHIMANANA Aimée teraka RAHAINGOMALALA
Ny rainy : PHILIPPE ANTOINE
Ny zanany : HARIMANANA Philippe Antoine sy RANAIVOHARISOA Rinah HARIMIAINGO Philippe Antoine HARIFIDISOA (…)
-
samedi 11 août 2007
| 2290 visites
Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony :
Gilles RAMIARISON
Mpampianatra, mpamorona sy mpikirakira mozika Loholona Ambavahadimitafo Chevalier de l’Ordre National Officier de l’Ordre National
ny Alakamisy faha-09 Aogositra 2007 rehefa nivahiny 90 taona teto an-tany.
Hoy
Ny zanany : RAKOTOARISOA Eddie sy Nina ANDRIANASOLO Etienne sy Gilberte RAMIARISON Pierrot sy Louisette RANDRIAMIHAINGO Claude sy Claudine RAMIARISON RAVONIHAROSON Andriatsilavo sy Olga RAMIARISON RAKOTONDRAINY (…)
-
samedi 11 août 2007
| 1020 visites
Amin’ny finoana sy fanantenana amin’ny fitsanganana amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny hava-malalanay :
RAMANANTSEHENO RAJAONARIVELO Ony Vololona
dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Zoma 10 Aogositra 2007.
Hoy
Ny vadiny : RAMANANTSEHENO Laingo Tsialonina
Ny zanany : RAMANANTSEHENO Onitiana Liantsoa RAMANANTSEHENO Maevatiana Onintsoa RAMANANTSEHENO Avotiana Miarizo
Ny Ray aman-dreniny : RAJAONARIVELO Rakoto Armand mivady
Ny Rafozany : RAMANANTSEHENO Hary Tsialonina
Ny (…)
-
vendredi 10 août 2007
| 697 visites