Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 13 octobre 2025
Antananarivo | 18h39
 
Articles dans la rubrique « Filazana manjo »

  • RANDRIANANJA Daniel Ernest Andriambolazato (Dany)

    samedi 14 juillet 2007 |  1479 visites
    Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganana amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny malalanay : RANDRIANANJA Daniel Ernest Andriambolazato (Dany) Docteur Ingénieur en Informatique dia nody mandry tany Châtellerault (Frantsa), teo amin’ny faha 51 taonany, ny alahady 8 Jolay 2007. Hoy : Ny vadiny : Emilie Hanitrinirina (Ninita) Ny zanany : RANDRIANANJA Aina Andrianarinivo RANDRIANANJA Joëlla Andrianarinivo RANDRIANANJA Charles-Daniel (…)
  • RAJAONARISON Robert Eugène

    jeudi 12 juillet 2007 |  880 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny Ray malalanay : RAJAONARISON Robert Eugène Mpitsara nisotro ronono Filohan’ny Fitsarana Ambaratonga voalohany tao Mahajanga Mpisolovava Commandeur de l’Ordre National Malagasy Prezidan’ ny Paroasy Katedraly tao Mahajanga Ny talata 10 jolay 2007 teo amin’ny faha-73 taonany. Hoy : Ny zanany : RAJAONARISON Jean François sy Soraya RAJAONARISON Eugène sy ny namany Claire RAJAONARISON Christian sy Françoise RAJAONARISON Norbert sy Sarah DE ALBERA (…)
  • RAJAONARIVONY Robert

    jeudi 5 juillet 2007 |  837 visites
    Sitraky ny Ray ny niantsoany ny malalanay : RAJAONARIVONY Robert ny Alatsinainy 02 Jolay 2007 rehefa avy nivahiny 71 taona teto an-tany. Hoy : Ny Vadiny : RAZOELIARINORO Marie Henriette Ny Zanany : RAJAONARIVONY Rolland David sy Agnès Dumond (France) RATIARISON Hary sy Léa (France) RAJAONARIVONY Gervais Honoré RAJAONARIVONY Robert Victor sy Patricia RAJAONARIVONY Alain Thierry sy Hasina RAZANAKOTO A. Mamitiana Nicolas sy Lydie Ny zafikeliny : Whitney - Vincent - Kimy - Victoria - (…)
  • RAKOTOMALALA Robert

    jeudi 5 juillet 2007 |  3030 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : NY ANDRIANA RAKOTOMALALA Robert Diakona Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy tany Toamasina ny talata 03 jolay 2007, rehefa nivahiny 83 taona teto an-tany. Hoy Ny zanany : ANDRIANARIJAONA Guy sy Claudine RAKOTOMALALA Ravoatra Samuel sy Jeanine RAKOTONDRAJOA Samuel sy Aimée RAKOTOMALALA Aubert Mme Veuve RAKOTOMALALA MANSOOR ISOOP Marianne (France) RAJAONARIVONY (…)
  • RABESON Claudine Arlette

    jeudi 5 juillet 2007 |  755 visites
    Tompoko, Amin'alahelo lehibe no hanekenay ny fiantsoan'Andriamanitra ny malalanay : RABESON Claudine Arlette Teraka RASOAHERISOA Chevalier de l'Ordre Nationale Assistante Administrative ny Zandarimariam-pirenena Malagasy Ny Talata 03 Jolay 2007. Hoy, Ny vadiny : RABESON Dinaniaina Ny zanany : RABESON Anyhonny Heriniaina RABESON Mariano Falihery Ny rafozany : RABESON Henriette Ny iray tampo aminy : Raherisoa Alice sy ny zanaka aman-jafiny Terak'Itplhy RAJAONERISON Julie (…)
  • RAJAONARIVONY Robert

    mercredi 4 juillet 2007 |  858 visites
    Sitraky ny Ray ny niantsoany ny malalanay : RAJAONARIVONY Robert ny Alatsinainy 02 Jolay 2007 rehefa avy nivahiny 71 taona teto an-tany. Hoy : Ny Vadiny : RAZOELIARINORO Marie Henriette Ny Zanany : RAJAONARIVONY Rolland David sy Agnès Dumond (France) RATIARISON Hary sy Léa (France) RAJAONARIVONY Gervais Honoré RAJAONARIVONY Robert Victor sy Patricia RAJAONARIVONY Alain Thierry sy Hasina RAZANAKOTO A. Mamitiana Nicolas sy Lydie Ny zafikeliny : Whitney - Vincent - Kimy - Victoria - (…)
  • BEHAJAINA Benarson Dieudonné

    mercredi 4 juillet 2007 |  457 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony : BEHAJAINA Benarson Dieudonné Administrateur civil en chef de classe exceptionnelle Grand Croix de l’Ordre national Ny alatsinainy 02 Jolay 2007 teo amin’ny faha 73 taonany. Hoy, Ny vadiny : RAZANAFENO Thocine Ny zanany : DEZY JEAN Michel Colonel BENARSON Jean Elie Docteur BEHAJAINA Benarson Jeanne Marie Angèle Fine BENARSON Ninie Petronile BENARSON Rodriguez SABINE VERONIQUE BEHAJAINA Benarson Guy Herman BEHAJAINA Benarson Suzie (…)
  • RAOELISON Jeanne

    mercredi 4 juillet 2007 |  467 visites
    Tompoko, Sitraky ny Tompo no niantso ny malalanay : Ramatoa RAOELISON Jeanne Teraka RAVOLOLOMANGA Loholona hody any Aminy ny Zoma 29 Jona 2007. Hoy, Ny zanany : RAOELISON José Oelitiana sy Vonifanja (Toulouse-France) RAOELISON Gaby Naivo Harivololona sy Mamy RAOELISON Serge Mbolamalala sy Fiononana RAOELISON Guy Nirina sy Lanto RAOELISON Solomalala sy Liliane Ny zafiny : Tiana, Mbolafy, Harimamy, Voahary, Mamitiana, Malala Sololalao, Kanto, Mihary Ny fianakaviana rehetra Ny Mpitandrina (…)
  • BEHAJAINA Benarson Dieudonné

    mardi 3 juillet 2007 |  546 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony : BEHAJAINA Benarson Dieudonné Administrateur civil en chef de classe exceptionnelle Grand Croix de l’Ordre national Ny alatsinainy 02 Jolay 2007 teo amin’ny faha 73 taonany. Hoy, Ny vadiny : RAZANAFENO Thocine Ny zanany : DEZY JEAN Michel Colonel BENARSON Jean Elie Docteur BEHAJAINA Benarson Jeanne Marie Angèle Fine BENARSON Ninie Petronile BENARSON Rodriguez SABINE VERONIQUE BEHAJAINA Benarson Guy Herman BEHAJAINA Benarson Suzie (…)
  • RAOELISON Jeanne

    mardi 3 juillet 2007 |  744 visites
    Tompoko, Sitraky ny Tompo no niantso ny malalanay : Ramatoa RAOELISON Jeanne Teraka RAVOLOLOMANGA Loholona hody any Aminy ny Zoma 29 Jona 2007. Hoy, Ny zanany : RAOELISON José Oelitiana sy Vonifanja (Toulouse-France) RAOELISON Gaby Naivo Harivololona sy Mamy RAOELISON Serge Mbolamalala sy Fiononana RAOELISON Guy Nirina sy Lanto RAOELISON Solomalala sy Liliane Ny zafiny : Tiana, Mbolafy, Harimamy, Voahary, Mamitiana, Malala Sololalao, Kanto, Mihary Ny fianakaviana rehetra Ny Mpitandrina (…)
  • ABRAHAM Solofo Désiré

    samedi 30 juin 2007 |  1653 visites
    Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : ABRAHAM Solofo Désiré dia nodimandry ny 20 jona 2007 tany Petit Quevilly Frantsa rehefa nivahiny 44 taona teto an-tany. Hoy : Ny vadiny : ABRAHAM RATSIMBASON Hanta Ny zanany : Elodie, Antoine, Jules Ny iray tampo aminy : RATSIMBAZAFY Joe sy Noro sy ny zanany RASAMIARIVELO Roger sy Emma sy ny zanany QUENEA François sy Marie sy ny zanany ABRAHAM Hery sy Isabelle sy ny zanany (…)
  • RAKOTOARINJENA Gaston

    mercredi 27 juin 2007 |  228 visites
    Ny Tale Jeneraly sy ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny F.I.D (Fonds d’Intervention pour le Développement) dia mampandre anareo amin’alahelo lehibe fa ny mpiara-miasa aminay : RAKOTOARINJENA Gaston Chauffeur dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny sabotsy 23 jiona 2007.
  • RAZAFIMANANTSOA Yves Marius

    mercredi 27 juin 2007 |  383 visites
    Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay, fa ny hava-malalanay : RAZAFIMANANTSOA Yves Marius dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny alatsinainy 25 jona 2007 rehefa nivahiny 19 taona teto an-tany. Hoy : ny Rainy : RAZAFIMANANTSOA Thomas ny Reniny : RAHARlMINO Jeanne ny iray tampo aminy : RAZAFIMANANTSOA Jean Luc Thierry RAZAFIMANANTSOA Harilanto Mireille RAZAFIMANANTSOA José Harisson ny fianakaviana manontolo ny mpiara mianatra ao amin’ny CNEAGR Antananarivo ny fokontany Ankofafalahy ny (…)
  • Général RADAODY-RALAROSY René

    samedi 23 juin 2007 |  1176 visites
    Amin’ny finoana ny fitsangananan’ny tena amin’ny maty no ampilazanay fa ny malalanay : Général de Brigade RADAODY-RALAROSY René (Grand Officier de l’Ordre National) dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Zoma 22 Jona 2007 Hoy, ny zanany ny zafiny ny iray tampo amin’ny vadiny ny fianakaviana RADAODY-RALAROSY sy Dr RAMAMONJISOA ny fianakaviamben’ny Tafika Malagasy. Ny nofony dia ho enti-miala ao an-tranony Lot AI 53 Ter, Antanambao Ambohimangakely (akaikin’ny Biraon’ny Kaomina) ny (…)
  • RANAIVO Marcel

    samedi 23 juin 2007 |  615 visites
    Amin’ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anaeo fa ny hava-malalanay : RANAIVO Marcel (Nànà) Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Zoma 22 Juin 2007 teo amin’ny faha 48 taonany. Hoy, Ny Vadiny : RAZANAMALALA Monique Lalao Ny Zanany : RAZANAMALALA Véronique mivady sy ny zanany RAZANADRAINY Denis Mario RAZAFINDRANIVO Marie Irène mivady sy ny zanany RANAIVO Marcel Ivon Ny iray tampo aminy RANAIVOSON Thomas mivady sy ny zanaka aman-jafiny Ny iray tampo (…)
  • RAKOTOMIZAO

    vendredi 22 juin 2007 |  820 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAKOTOMIZAO Mpiasan’ny Minisiteran’ny Fifandraisana, ny Paositra ary ny Fifandraisan-davitra misotro ronono dia nodimandry ny Alarobia faha-20 Jiona 2007 rehefa nivahiny 78 taona teto an-tany. Hoy, - Ny vadiny : Rtoa RAHARINIVOARIVELO Julienne Charlotte - Ny zanany : Atoa RAKOTOMIZAO Michel Ely sy Sahondra Atoa RAKOTOMIZAO Eddy Claude sy Odette Dr RAKOTOMIZAO Jocelyn (…)
  • ROBEL Blaise Hubert

    vendredi 22 juin 2007 |  1094 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny Malalanay : ROBEL Blaise Hubert Ny alatsinainy 18 jiona 2007 Hoy, - Ny zanany : Mamy sy Olga RAKOTONARIVO ROBEL Andriamalala Fanantenana ROBEL - Ny zafiny : Christiane, Eric RAKOTONARIVO ; Michaël, Julien ROBEL - Ny iray tampo aminy : RAFALIMANANA RAZANAMALALA Rachel sy ny zanany aman-jafiny sy zafiafiny ; ROBEL Richard mivady sy ny zanany aman-jafiny ; terak’ltpkv RASOAMALALA Eléonore, ny terak’ltpkl ROBEL Doctrové ; ny terak’ltpkl ROBEL (…)
  • RAZAFINDRANGITA

    jeudi 21 juin 2007 |  1433 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny Reny malalanay : RAZAFINDRANGITA hody any aminy, ny Alarobia 20 Jona 2007 teo amin’ny faha 90 taonany. Hoy, Ny zanany : RANDRIAMAROMANANA Joseph sy Raharivelo RAMILISON Georges sy Albertine RANIRINAHARISOA Julienne,vady navelan’Itompokolahy RANDRIAMAMPIANINA RAVAOARINORO Mariette, vady navelan’Itompokolahy RASATA Jean Alphonse RANDRIAMIALISAONA Gilbert sy Juliette ANDRIAMAMPIANINA Roger RAMAROSON Andriamparany Jacques sy Jeannine RANDRIANARIMANANA (…)
  • RAKOTOMIZAO

    jeudi 21 juin 2007 |  1255 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAKOTOMIZAO Mpiasan’ny Minisiteran’ny Fifandraisana, ny Paositra ary ny Fifandraisan-davitra misotro ronono dia nodimandry ny Alarobia faha-20 Jiona 2007 rehefa nivahiny 78 taona teto an-tany. Hoy, - Ny vadiny : Rtoa RAHARINIVOARIVELO Julienne Charlotte - Ny zanany : Atoa RAKOTOMIZAO Michel Ely sy Sahondra Atoa RAKOTOMIZAO Eddy Claude sy Odette Dr RAKOTOMIZAO Jocelyn (…)
  • ROBEL Blaise Hubert

    jeudi 21 juin 2007 |  1216 visites