Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 13 octobre 2026
Antananarivo | 12h48
 

Filazana manjo

RAOELISON Jeanne

mardi 3 juillet 2007 |  811 visites 

Tompoko,

Sitraky ny Tompo no niantso ny malalanay :

Ramatoa RAOELISON Jeanne

Teraka RAVOLOLOMANGA
Loholona

hody any Aminy ny Zoma 29 Jona 2007.

Hoy,

– Ny zanany :
RAOELISON José Oelitiana sy Vonifanja (Toulouse-France)
RAOELISON Gaby Naivo Harivololona sy Mamy
RAOELISON Serge Mbolamalala sy Fiononana
RAOELISON Guy Nirina sy Lanto
RAOELISON Solomalala sy Liliane

– Ny zafiny :
Tiana, Mbolafy, Harimamy, Voahary, Mamitiana, Malala Sololalao, Kanto, Mihary

– Ny fianakaviana rehetra

– Ny Mpitandrina sy ny Diakona ary ny FJKM TRANOVATO RASALAMA MARTIORA AMBOHIPOTSY sy ny FJKM AMBOHINIERANA

– Ny Fokontany AMBATOVINAKY sy ny Fokontany MASIAKAMALONA

Ny nofony dia hoetiana miala ao an-tranony VI 14 Lalana 24 RATEFINANAHARY PRINTSY - AMBATOVINAKY ny Alakamisy 05 Jolay 2007 amin’ny 1 ora sy sasany folakandro ary hatao veloma farany ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM TRANOVATO RASALAMA MARTIORA - AMBOHIPOTSY alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao AMBOHITSOA - MASIAKAMALONA (RN1 PK36).

« Fa izay miandry an’i Jehovah dia mandroso hery kosa.
Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery ;
Hihazakazaka izy nefa tsy ho sasatra
Handeha izy, nefa tsy ho reraka »
(ISAIA 40 : 31)

ITY NO SOLON’NY FAMPANDRENESANA