Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 13 octobre 2026
Antananarivo | 12h48
 

Filazana manjo

ABRAHAM Solofo Désiré

samedi 30 juin 2007 |  1747 visites 

Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

ABRAHAM Solofo Désiré

dia nodimandry ny 20 jona 2007 tany Petit Quevilly Frantsa rehefa nivahiny 44 taona teto an-tany.

Hoy :

– Ny vadiny :
ABRAHAM RATSIMBASON Hanta

– Ny zanany :
Elodie, Antoine, Jules

– Ny iray tampo aminy :
RATSIMBAZAFY Joe sy Noro sy ny zanany
RASAMIARIVELO Roger sy Emma sy ny zanany
QUENEA François sy Marie sy ny zanany
ABRAHAM Hery sy Isabelle sy ny zanany

– Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RATSIMBASON Mamy sy Nadine sy ny zanany
RATOVO-NAVALONA Hugues sy Noro sy ny zanany
RATSIMBASON Patrice sy Vololona
RATSIMBASON Hery sy Barbara sy ny zanany

– Ny Fianakaviana manontolo

Ny nofony dia efa nalevina tany amin’ny Cimetière Mont Saint Aignan Village ny 27 Jona 2007.

« Ny Tompo no Mpiandry anay,
tsy hanan-java-mahory izahay »
(Sal 23:1)

hratsimbason@yahoo.fr