Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 4 juillet 2025
Antananarivo | 16h09
 

Filazana manjo

RAKOTOMALALA Robert

jeudi 5 juillet 2007 |  3026 visites 

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

NY ANDRIANA
RAKOTOMALALA Robert
Diakona

Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy tany Toamasina ny talata 03 jolay 2007, rehefa nivahiny 83 taona teto an-tany.

Hoy

 Ny zanany :
ANDRIANARIJAONA Guy sy Claudine
RAKOTOMALALA Ravoatra Samuel sy Jeanine
RAKOTONDRAJOA Samuel sy Aimée
RAKOTOMALALA Aubert
Mme Veuve RAKOTOMALALA MANSOOR ISOOP Marianne (France)
RAJAONARIVONY Jacques sy Lydia
RAKOTOMALALA Fleury sy Noro
RAKOTOMALALA Wilson
RANDRIANARIVELO Lucien sy Hanitra
RAKOTOMALALA Richard sy Haja
ANDRIANARISATA RAKOTOMALALA Nirina sy Lilianne (France)
RANARISON Didier sy Faravololoniaina

 Ny zafiny :
Volatiana, Zanah, Mamy Tahiana, Hanitra, Haja sy Nathalie, Miora, Rivo sy Domoina, Tantely, Nando sy Holy, Mahery sy Hanitra, Eva, Eric sy Haingo, Camille sy Lanto, Andry sy Voahirana, Tsimaniry, Harimirana, Andy sy Carol, Joddy, Garry, Corinna. Michou, Jonathan, David, Narindra, Ania, Sitraka, Stevania, Hasina

 Ny zafiafiny :
Henintsoa, Irintsoa, Ambinintsoa, Duca, Vahinala, Maeva, Diana

 Ny iray tampo aminy :
Terak’Itompokolahy RAVOATRA
Terak’Itompokolahy RAZAKA

 Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Terak’ltompokolahy RAKOTONDRABE Samuel

 Ny fianakaviana manontolo

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Manandriana Avaradrano Lovasoa
Ny Fiangonana FJKM Tranovato Toamasina
Ny Fiangonana FJKM Imerikanjaka Fitahiana
Ny Fokontany Tanambao II Toamasina
Ny Fokontany 67 Ha Avaratra Andrefana
Ny Fokontany Manandriana Avaradrano

Ny nofony dia hiala ao amin’ny Logt 805 Cité 67 Ha Afovoany Atsimo ny zoma 06 jolay amin’ny 1 ora tolakandro, ary ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra dia ho entina ao amin’ny Fiangonana FJKM Manandriana Lovasoa Avaradrano, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao an-toerana ihany.

« Tompo ô, ankehitriny ny mpanomponao dia alefanao amin’ny fiadanana araka ny teninao »
(Lioka 2 : 29)

Ity no solon’ny fampandrenesana