Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 13 octobre 2026
Antananarivo | 12h48
 

Filazana manjo

RANDRIANANJA Daniel Ernest Andriambolazato (Dany)

samedi 14 juillet 2007 |  1553 visites 

ï »¿ï »¿Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganana amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

ï »¿ï »¿RANDRIANANJA Daniel Ernest Andriambolazato
ï »¿(Dany)

Docteur Ingénieur en Informatique

dia nody mandry tany Châtellerault (Frantsa), teo amin’ny faha 51 taonany, ny alahady 8 Jolay 2007.

ï »¿ï »¿Hoy :

– ï »¿Ny vadiny :
Emilie Hanitrinirina (Ninita)

– ï »¿Ny zanany :
RANDRIANANJA Aina Andrianarinivo
RANDRIANANJA Joëlla Andrianarinivo
RANDRIANANJA Charles-Daniel Andrianarinivo

– ï »¿Ny rafozany :
Georgette RANIVOARIVELO Gabrielle

– Ny iray tampo aminy :
ANDRIANANJA Roland sy Dorothée ary ny zanany
RAHARY Andriamboavonjy sy Esperée ary ny zanaka aman-jafiny
RANDRIANANJA Jean Hector ary ny zanany
ANDRIANANJA Bruno sy Elisette ary ny zanany
RANDRIANANJA Claude sy Livasoa ary ny zanany
RANDRIANJANAKA Antoine sy Karolina ary ny zanany

– Ny iray tampo amin’ny vadiny :
TSARAMANA sy Mélanie ary ny zanany
Ny terak’ltpkl RAKOTOMALALA Williams
Ny terak’ltpkl RAKOTOMALALA Emile
RANDRIANARINIVO Rinah sy Nivo ary ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOMALALA Moïse sy Nirina ary ny zanany
Ny terak’ltpkl RAKOTOMALALA Harivelo Herintsoa
Doudou sy Sthella sy ny zanany
RAKOTOMALALA Zo
LANDY Maria Nadia

– ï »¿Ny havany :
Ny terak’Itpkl Razafindralaikinasa, Rainindeso, Rasitera,
Randrianarivony, Andriandranando
Ny mpiara-miasa ao amin’ny « Magneti Marelli » (Châtellerault)
Ny Maintimolaly Jeunesse Sportive de Mahamasina (JSM)
Ny Fiangonana : Aumônerie Protestante Betlehema vaovao Befelatanana
FJKM Manazary Maritiora llafy - Ambalavao- Ampangabe- Ambatomanga
Ny fokontany Mahalavolona Andoharanofotsy

Ny nofony dia ho enti-miala ao an-tranony ao ï »¿Mahavolona Andoharanofotsy lot II-B-129, ny Alatsinainy 16 Jolay 2007 amin’ny 01 ora tolakandro, hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny ï »¿Aumônerie Protestanta Befelatanana ary hafenina ao amin’ny fasan-drazany ao ï »¿Ambohimailala (Manazary llafy).

ï »¿« Any an-danitra any no fonenako,
any aho no mody raha miala ety...
Fa ny fanahiko tsy azonao rahoviana ry fasana ô »