Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 13 octobre 2026
Antananarivo | 12h48
 

Filazana manjo

RAZAIARIVELO Jeanette

mardi 16 octobre 2007 |  3678 visites 

Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony :

RAZAIARIVELO Jeanette
(vady navelan’ Itompokolahy ANDRIAMIANGOLA Albert)


Ny alahady 14 oktobra 2007 teo amin’ny faha 84 taonany.

Hoy,

–  Ny zanany :

ANDRIAMIANGOLA Jocelyn R. mivady sy ny zanaka aman-jafiny.
RAJOELIHARISON Alexis mivady sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIAMIANGOLA R. Herbert mivady sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIAMIANGOLA R. Jocelyne sy ny zanany
ANDRIAMIANGOLA R. Bertin mivady sy ny zanany
RANAIVOMINOSOAMANGA Andry Tahiana mivady sy ny zanany

– Ny iray tampo aminy sy ny iray tampo amin’ny vadiny.
– Ny tera-dRAMIANGOLA sy RANGITA, ary ny fianakaviana manontolo

Ny mpitandrina sy ny Fiangonana F.J.K.M Analamahitsy Tanàna
Ny Fokontany Analamahitsy Cité
Ny Fokontany Analamahitsy-Andranobevava

Ny nofony dia hiala ao Analamahitsy Atsonjombe lot 540 ny alarobia 17 oktobra 2007 amin’ny 01 ora tolakandro, ary ho entina ao amin’ny FJKM Analamahitsy Tanàna ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Analamahitsy Andranobevava.

« Tompo ô, ankehitriny ny mpanomponao dia alefanao amin’ny fiadanana araka ny teninao ; fa ny masoko efa nahita famonjenao ».
(Lioka 2 : 29-30)

TSY MISY FIARETAN-TORY