Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 13 octobre 2026
Antananarivo | 12h48
 

Filazana manjo

RAMANGAHALISON Victor

mercredi 7 novembre 2007 |  3430 visites 

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay, ny nahalasanan’ny hava-malalanay :

RAMANGAHALISON Victor
Cadre retraité de la BNI
Officier de l’Ordre National Malagasy
Ancien Maire de la Commune d’Alasora


tamin’ny Alatsinainy faha-05 Novambra 2007, rehefa nivahiny 67 taona teto an-tany.

Hoy,

–  Ny vadiny :
RAMAROSON Josette Claudine

–  Ny zanany :
RAMANGALAHISON Patrick sy Céline Hanitriniaina
RAMANGAHALISON Hanta
RABOANARIJAONA Solofo sy Fanja RAMANGALAHISON

–  Ny zafiny :
RABOANARIJAONA Rado Marc

– Ny iray tampo aminy
– Ny iray tampo amin’ny vadiny
– Ny fianakaviana manontolo

Ny Fiangonana Mahitsy sy Ampahibato Alasora
Ny Fokontany Mahitsy Alasora.

Ny nofony dia hiala ao amin’ny tranony ao Antanetibe Mahatsinjo, Lot A 34 bis Alasora, ny Alarobia faha-07 Novambra 2007 amin’ny 1 ora, ho entina ao amin’ny Fiangonana FJKM Mahitsy Alasora ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra, ary avy eo dia hapetraka ao amin’ny fasan-drazany ao Mahitsy, Commune Alasora.

« Izaho no fananganana ny maty sy fiainana ;
izay mino Ahy, na dia maty aza dia ho velona indray ».
(Jaona 11:25)