Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 4 juillet 2025
Antananarivo | 14h00
 

Filazana manjo

RAZAFINIMANANA Nina Francine

mardi 2 octobre 2007 |  4485 visites 

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :


RAZAFINIMANANA Nina Francine
(Teraka RAZOELIARINORO)
Coiffure Milanto Andravoahangy


dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alatsinainy 1 oktobra 2007

Hoy ;

  Ny vadiny :
RAZAFINIMANANA Solohery Raomeriarilala

  Ny ray aman-dreniny :
RASOANAIVO Gerard Daniel sy RAVAOARINORO Marthe

  Ny rafozany :
RAZAFINIMANANA Razanamery Eugène sy RASOAZANANY Justine

  Ny iray tampo aminy :
ANDRIAMPARANY Mamiharijaona sy Lala sy ny zanany
RASOANAIVO Mamy Nirina sy Felana sy ny zanany (France)
IHARIMIMA Dadis sy Mbolatiana sy ny zanany
RAKOTOARISOA Hajanirina sy Haingomalala sy ny zanany

  Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RANDRIANTSALAMA Léon Richard sy Nirina sy ny zanaka aman-jafiny
RAZANAJATO Maurice Rabearivelo sy Oliva sy ny zanaka aman-jafiny
RAZAFINIMANANA Raomerison Manitra sy José sy ny zanany (Toulouse)
RAZAFINIMANANA Tantely Manampisoa sy Haingo sy ny zanany
RAZAFINIMANANA Raomeritiana Mamihery sy Hanta sy ny zanany
RAZAFINIMANANA Rahomerihaja sy Yolande sy ny zanany
RAKOTOSEHENO Robert sy Lalao sy ny zanany
RAZAFINIMANANA Vonifanja

  Ny fianakaviana manontolo

Ny mpampianatra sy ny mpianatra ao amin’ny Alliance Française Antsahabe
Ny fiangonana FJKM Ambohidrano Andrefana Fahazavana
Ny fiangonana Ambohimahamanina
Ny fiangonana FJKM Andriampamaky

Ny fokontany : Mahavoky Andravoahangy, Betongolo, Mahatsinjo, Ambohimahamanina, Andriampamaky

Ny nofony dia hiala ao amin’ny lot II M 17 E Mahavoky Andravoahangy ny Alarobia 3 Oktobra 2007 amin’ny 1 ora tolakandro, ary hoentina ao amin’ny FJKM Ambohidrano Andrefana Fahazavana ho fiderana sy fisaorana an’Andriamanitra alohan’ny hametrahana azy eny amin’ny fasan-drazany ao Mahatsinjo Avaradrano.

« Ampio aho, Jehovah Andriamanitra ô ; Vonjeo araka ny famindramponao aho ».
(Salamo 109 : 26)

Tsy misy fiaretan-tory