Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

RASANJY RANOSIARISOA Berthe Michèle
Agent de Banque retraité (BNI)
Commandeur de l’Ordre National
dia nodimandry rehefa nivahiny 80 taona teto an-tany
Hoy,
– Ny iray tampo aminy :
RASANJY Albert
– Ny zanaky ny iray tampo aminy :
RASANJY Lovasoa mivady sy ny zanany
RASANJY Tantely mivady sy ny zanany
RASANJY Hoby Aurore mivady sy ny zanany RANDRIAMIHAINGO Claude Alain mivady
RAMPARANY Jacques mivady sy ny zanany RAKOTOARIMANANA Erich Albert mivady sy ny zanany
RAKOTOARIMANANA Fernand Joseph mivady sy ny zanany
RAKOTOARIMANANA Luc Hervé
RAKOTOARIMANANA André Marie mivady sy ny zanany
– Ny Fianakaviana manontolo
– Ny Fiangonana EKAR Md Joany Batista Faravohitra
– Ny Fiangonana EKAR St Augustin Ambohitsimeloka Ambohidratrimo
– Ny Fiangonana EKAR Fo Masin’i Jesoa Anosisoa
– Ny fokontany Ambodihady Ambohimanarina
– Ny fokontany Ambohitsimeloka Anosiala Ambohidratrimo
Ny nofony dia hiala ao an-tranony lot IVF 5 A Ambodihady Ambohimanarina ny Alarobia 14 Novambra 2007 amin’ny 1 ora, ho entina any amin’ny Fiangonana EKAR St Augustin Ambohitsimeloka Ambohidratrimo, alohan’ny hametrahana azy amin’ny fasan-drazany ao Ambohitsimeloka ihany.
« Lazaiko marina dia marina aminareo : Izay mino Ahy no manana ny fiainana mandrakizay ».
(Md Joany : VI, 47)
Ity no solon’ny fampandrenesana