Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 13 octobre 2026
Antananarivo | 12h48
 

Filazana manjo

RAZAY ESTHER

mardi 2 octobre 2007 |  3357 visites 

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty, no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

RAZAY ESTHER
(Vady navelan’ltompokolahy RANDRIAMASY Emile)

Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alatsinainy 01 Octobre 2007 rehefa nivahiny 81 taona teto an-tany.

Hoy,

–  Ny zanany :
ANDRIAMASY Richard sy Pierrette ary ny zanaka aman-jafiny
ANDRIAMASY Michel sy Giséle ary ny zanaka aman-jafiny
ANDRIAMASY Léon
ANDRIAMASY Marcellin sy Michelle ary ny zanany
ANDRIAMASY Claude sy Doreth ary ny zanany
ANDRIAMASIARISOA Esther

–  Ny iray tampo aminy
– Ny iray tampo amin’ny vadiny
– Ny fianakaviana manontolo

Ny fokontany Analamahitsy - Tanàna
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Analamahitsy
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ambohidrabiby

Ny nofony dia ho entina miala ao an-tranony Lot IIN 69 Analamahitsy ny Alarobia 03 Octobre 2007 amin’ny 2 ora tolakandro. Ho entina hatao veloma farany ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana FJKM Analamahitsy, mialohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Analamahitsy ihany.

« Tompo ô, ankehitriny ny mpanomponao dia alefanao amin’ny fiadanana.... »
(Lioka 2 : 29-30)