Antsirabe
Toaka gasy ara-dalàna ?
vendredi 28 mars 2008 |
| 992 visites
Amin’izao fotoana izao dia misy ny karazana toaka gasy ara-dalàna sy tsy ara-dalàna hany ka sahiran-tsaina ny zandary manao ny asany. Ny talata lasa teo dia nisy toaka gasy 1.000 litatra efa voatsinjara amina tavoahany plastika 1l. efa misy etikety saron’ny zandary tamin’iny làlam-pirenena faha-fito iny.
Rehefa natao ny fisavana dia nampiseho ny taratasy fahafahany mandeha ilay tompon’ny toaka izay tsy iza fa olona tompon’andraikitra iray avy ao atsimotsimo ao, ankoatr’izay, ara-dalàna avokoa ny (...)