Antsirabe
Indroa novonoiny ny zanany
vendredi 28 mars 2008 |
| 822 visites
Talohan’ny fetin’ny paska teo dia nahitana zaza tsy misy aina intsony tao amin’ny ranon’ny Sahalombo Antsirabe. Rehefa natao ny fanadihadiana dia tsy iza tsy akory fa ny reny niteraka azy ihany no namalana azy an-drano, ary vao 1 taona monja ilay zaza. Tratra tamina toerana iray teto Antsirabe, teny Atsinanan’Ivohitra, ilay ramatoa ary rehefa nanao ny asany ny zandary dia niaiky ny zava-bitan’ilay ramatoa ary mbola namafisiny fa fanindroany tamin’izao no namonoany ny zanany. 19 taona ity vehivavy (...)