Dernière situation de la Covid-19 du 17 juin 2021
NB : Tous les chiffres ainsi que la localisation par région des cas de contamination ci-dessous sont tels qu’indiqué par le CCO.
Cas confirmés : 42
Décès : 03
Décès : 03
- Analamanga : 03
Nouveaux cas confirmés : 42 cas trouvés sur 625 testés
- Analamanga : 31
- Atsinanana : 04
- Alaotra Mangoro : 01
- Matsiatra Ambony : 03
- Boeny : 02
- Bongolava : 01
Formes graves : 69
Cumul du 23 mars 2020 au 17 juin 2021
- Contaminés : 42 076
- Guéris : 41 473
- Décès : 896
- Tests : 211 416
Vos commentaires
19 juin 2021 à 07:25 | Rainingory (#11012)
L’efficacité des vaccins contre la Covid-19
https://www.facebook.com/groups/420037546065503/permalink/605670564168866/
19 juin 2021 à 12:56 | Shalom (#2831)
Fampatsiahivana, fa aiza marina ny tohiny ?
Afaka volana vitsy dia handia ny taona 3 nitondran’i DJ tsy ampy solaitra ny firenena.
Efa fantatra fa ny fialani-pas dia ny hoe « tsy nampoizina ny fiavin’ity valan’aretina ity » kanefa izy tenany mihitsy no niteny tamim-boalohany hoe : « voafehy ary i Madagasikara aza no hamonjy izao tontolo izao ».
Iza amin’ireto lazaina fa « velirano » ireto moa izao no vita ? Misy afaka mamaly ve ?
Carte VISA ho an’ny mpianatry ny Anjerimanontolo
Fidinan’ny vidin-tsolika @ antsasany
Fanagadrana izay mitsikera ny fitondrana : Tsy hisy intsony filoham-pirenena hanagadra anao noho ny hevitra tsy mitovy..
200 000 ar ny karama farany ambany
Bulding marobe
50 000 logements
4x4 afaka mananika tendrombohitra
Drônes miady amin’ny dahalo
Miami
Côte d’Azur
Parking EPP
Tanamasoandro
Piscine olympique
Puce-n’omby
Tramway
Fambolena Coton Tuléar
Paris (Antsihanaka)
Fizarana tany 1ha isan’olona
Angidimby 10
Fitaovana manara-penitra ho an’ny miaramila
Fiakaran’ny vidin’ny lavanily
Panneaux solaires anti-delestage
Angovo sy rano ho an’ny daholo be mora vidy
Fampianarana maimaim-poana
Fahasalamana ho an’ny daholo be tsy an-kanavaka
Asa ho an’ny rehetra
Indostria ho an’i Madagasikara
Ny vehivavy sy ny tanora ho an’ny ho avy
Fahampiana sy fahaleovantena ara-tsakafo
Fitantanana ny harena voa-janahary an’i MAdagasikara
Fitantanana manan’andraikitra ny faritra
Ny spoaro, rehereham-pirenena
Ady amin’ny kolokolo
Làlana Ambilobe Vohémar, Tetezana Ampasika, Anosizato, RN44 izao indray autoroute Tanà Toamasina
Orin’asa isaky ny faritra 22
Tranomaizina manokana ho an’ny mpanao kolikoly
Kit scolaire + feutre (???)
Comptoir d’Or de la BFM
Karaman’ny filou isam-bolana homena ny faritra
Ho foanana ny sénat
Oniversite isam-paritra
Karniem-pokotany misy « CODE BARRE » manara-penitra
Ravalomanana no filohan’ny mpanohitra
GasyCar
Kianja manara-penitra
Téléphérique (Sans budget, sans étude d’opportunité) MERCI LE VEILLEUR alias L’EVEILLEUR (#1331)
Ozinina momba ny fambolena any Itasy
Drônes
RN 13 : si je ne termine pas la réhabilitation de cette route, je ne ferai plus de politique
La plus grande cimenterie d’Afrique
Usine éthanol Ambilobe
Locomotives FCE avec les Wagons ...
Flyover Antananarivo andrefana
Ordinateur par Fokontany
Handrakotra ala an’i Madagasikara (Guiness record fambolen-kazo)
Tsy andoavambola ny fampianarana eny amin’ny fanabeazana fototra (maro ny nikatona satria tsy mandray karama ny mpampianatra FRAM )
Digitalisation bourses d’études
Plan Marshall
Iles Eparses
... Sao misy mazoto ny hanoy.
19 juin 2021 à 12:59 | Shalom (#2831)
Ny omaly tsy miova.
Ary ireto lainga variraraka fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny Ambanilanitra ?
Toe-javatra tsy mbola mazava ka handrasana ny tohiny :
Fondation AKBARALY
Antotan’isan’ny covid-19 - vata-paty varotana amoron-dàlana
Fitaterana marary amin’ny sarety sy bisikileta
MBS : notapahina ny fifanarahany tamin’ireo orin’asa telo tsy miankina
Ireo mpikaraman’ady « serbes »
Kianjan’ny Demokrasia
26 janoary 2009
07 febroary 2009
Gadra tany Farafangana
Fitaovam-piadiana naiditra antsokosoko
Ireo gros bras vahiny (mercenaires)
Ilay fiara Escalade naiditra an-tsokosoko
Miaramila tany Amparafaravola
Resaka Rolly Maercia
Volamena tatsy Morisy
Volamena tatsy Comores
Satro-boninahitra Ranavalona
Fanodinkodinana ny fanampiana COVID-19
Ny vidin-tsolika
Ny delestazy
Ny rano maloto
Orinasa madinika mpanao làlana tsy voaloan’ny fitondrana ny volany
Tifitra ny 18 febroary, mpianatra maty tatsy Toamasina
Varotra ny Nosy Mitsio
Fifanekena amin’ny sinoa
Vy any Soalala
Tsy fandoavana ny vatsimpianarana 4 volana miampy fitaovana ho an’ny anjerimanontolo
Ny GRAPHITE tsy hita izay mba nahasoa ny vahoaka malagasy
Ny Hazan-dranomasina lasan’ny vahiny ka mivanaka ny mpanjono malagasy
Avy amin’ny namana « poiuyt (#584) »
1- Doublon, vitavita ho’azy
2- Bômbô sisety, vitavita ho’azy
3- Ekrà plat, vitavita ho’azy
4- Vola fanampiana, vitavita ho’azy
5- VOLAMENA 73,5 k, vitavita ho’azy
6- Ambilansy covid ????????????
Avy amin’i lé kopé (#10607) :
Ny famoahana ny voafonja tsy voatsara ...
Tohizako amin’ny hoe :
Fampidirana am-ponja tsy misy fitsarana
... Sao misy mazoto ny hanoy.