Marais masay
Alaina ho an’ny voay ny trondro maloto
mardi 8 avril 2008 |
| 667 visites
Tsy ahitana vahaolana mihitsy ve ny famongorana ireo mpaka trondro eo amin’ny ranon’ny Masay ireo e ? Io no ady hevitry ny olona eny ambonin’ny fiara fitaterana, indrindra ny amin’ny zotra mandalo eny amin’iny faritra iny. Tazan-davitra ireo mpaka trondro, na andro na alina. Lakana maromaro mihitsy no miasa eo. Tamin’ny voalohandohany, taoriana kely izay nahavitan’iny làlana vaovao iny moa dia amin’ny andro alina no maka trondro ry zalahy. Alentiny ao anaty rano ny lakana amin’ny antoandro. Nandeha (...)