Bongolava • CFA « Centre de formation et d’appui »
Ny tanora sy ny tontolo ambanivohitra
lundi 7 avril 2008 |
| 723 visites
Nanomboka tamin’ny taona 2000 hatramin’ny taona 2007 no nanatanterahana ny tetik’asa fametrahana ny tanora mpandraharaha amin’ny tontolo ambanivohitra tamin’ny alalan’ny tetik’asa PROJER « Projet des jeunes ruraux », eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fambolena sy Fiompiana ary ny Jono.
Ao anatin’ny ezaka fiovana maitso maharitra ny tetik’asa ka miompana amin’ny fanitarana ny faritra hamokarana ny fiofanana rehetra. Io no nambaran’ny tale jeneralin’ny CFA, atoa Randriamanantsoa Jafetra Amin’ireo (...)