Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Iny izany fa hanao conférense de presse ny FFKM anio folak’andro amin’ny 4 ora.
Efa fantatra ny olona angatahin-dreo handamina ny raharaha.
Ôsy aho hoe foza e !
Firy taona izay no nitenenana ny hoe :
– « vali-fingika fingaka »
– « manga masaka io »
Marina ny tenin’i Vohitra, tsy azo avela afa-maina fotsiny ireo club-n’ny foza ireo.
Dia efa nobahanan’ny pokona ny seranan’Ivato ka ilay fiara-manidina avy aty Lafrantsa tokony hiantsona eny nanjary nitodi-doha lasa tany La Réunion.
Ary i Ntsay tsay bômbina Tyson ? F’angaha tsy filohan’ny governemanta tompko no tsy hita tabilao amin’izao fotoana ?
Tsy ny Francs-maçons any Nosy-Be sy Diego no aharo an’ilay karilahy io. Midaboka io mihevi-tena ho tsy maty manota.
Hoy ny fiteny nampatsiahivin’ny namana maro teto hatrizay manao hoe : NDAO !