Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 28 septembre 2025
Antananarivo | 00h02
 

Répondre à un commentaire

26 septembre à 13:13 | pisokely (#9950)

sarotra lay izy e... ny ankizy entiny fo tsotra dia tsy mitandrina hoe misy miandry ao ambadika.

ho betsaka ny hanova palitao.. dia hitafy hoditra janak ondry.

tokony ho tazomina ny atao satria tena nety ny natao iny.. tsy avela mihintsy ireo.. ary n inon inona lazaina dia ny fototra ny ratsy dia i rajoel , risara bomba ary ravato... ka Marina fa ny jiro sy rano no Takiana nefa aoka tsy hadino fa misy zavatra hafa koa... ary na dia voavahy aza ireo dia tsy maintsy miverina indray satria lo ary tena lo ny fototra.. rehefa mitsabo, dia ny aretina no tsaboina fa tsy fisehony aretina.. raha tsy izant, dia tsy ho sitrana ny marary ary rehefa miverina ilay aretina dia lasa mafimafy kokoa ( récidive, résistance aux traitements)..

ka hitako fa nety ny nataon dry zareo fa ilay relais no mety hisy olana satria dia mahatsiaro tena ho voafitaka ny tanora : ny ihany no teo.

tokony tsy hisy indra fo ho an i rajoel, risara bomba, ravato... tazomina ny kaonty bancaire... ataoko fa bola misy olona Marina ao aminy fitsarana ary koa ao aminy tafika.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}