Talatamaty
Sinoa voapanga
samedi 12 avril 2008 |
| 677 visites
Niakatra fitsarana omaly, tetsy Anosy, ilay raharaha sinoa voarohirohy ho nandratra sy namelaka tehamaina mpiasa iray tao amin’ny orinasany teny Talamataty.
Nametraka fitarainana tany amin’ny mpitandro filaminana ilay mpiasa nilaza fa novonoin’ilay sinoa vavy, tamin’ny volana avrily 2005 tany ho any. Naka taratasy fanamarinana avy amin’ny dokotera tao amin’ny Tobim-pitsaboana iray teny Talatamaty moa izy, ary izay no nampiarahany tamin’ny fitoriana. Notsaraina tao amin’ny fitsarana Anosy, (...)