Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 8 décembre 2022
Antananarivo | 19h53
 

Répondre à un commentaire

21 septembre à 15:19 | Ibalitakely (#9342)

Fa ny zava-nitranga tao @ seranam-piaramanidina Ivato, efa ho tapa-bolana mahery izay, dia nisy mpiasan’ny SOFITRANS tratra nikasa nandefa volamena fito kilao izay nataony tao anaty irony “barquettes” irony. Ka ny nahatratrarana azy dia agent de sécurité iray, izay naharaka ny fandehany & rehefa nangatagaka ny mba anjarany fa tsy nomen-dry zalahy, dia ity farany no nanitsoka. Ny feo mandeha dia hoe sady efa fanaon-dry zareo no olona “super puissant, pour ne pas dire super Prés…” hono no ao ambadika ??

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS