Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 18h24
 

Répondre à un commentaire

19 septembre 2022 à 15:33 | Shalom (#2831)

Raha tena marina io sary avoakan’i MT io dia miala tsiny aho fa tsy ara-dalàna mihitsy ny zava-miseho satria tsy anjaran’ny EMMO mihitsy ny manao « perquisition ».
Ny EMMO na « Etat Major Mixte Opérationnel » dia TSY rafi-pilaminana maharitra eo amin’ny miaramila fa atsangana ohatra rehefa misy ny « état d’exception ».
Tsy izany anefa no zava-misy fa lasa herim-pamoretana isan’andro ilay EMMO, izany hoe TSY ARA-DALANA VELIVELY ny fiasany isan’andro stria tsy « régime d’exception » ny firenena malagasy ankehitrio.
Jereo ny CJCN na ny « Code de Justice pour le Service National » fa io rindran-dalàna io no mamaritra sy mametra ny fampiasana ny EMMO ary tsy fampiasa velively amin’ny resaka « perquisition » ny EMMO na inona endriky ny fotoana. Tsy ara-dalàna izao.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS