Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 26 novembre 2022
Antananarivo | 15h04
 

Répondre à un commentaire

16 septembre à 13:33 | pisokely (#9950)

manao ahoana daholo.
lay izy, fanimbana no betsaka ataon ireto miseho ho vazaha ireto.. simba ny serasera eto, eny ! fa na dia tsy mamaky zay soratany aza.. mitsambikina laharana soratra betsaka ka indraindray tsy voavaky ny tiana ho vakiana.. ity toerana ity no mba fizarana ny momba ny mada, tanintsika, kanefa dia feno taim bazaha miseho ho franssse.. obs.luci.. hono kanefa jamba, ilay iray moa, dia sahala ny omby vositra (castré).. dia sasatra manenjika aoriana i arsonist foana.. tsy hainy na tsy takatriny sainy fa matoa izy manenjika, dia ao afara izy zany.. tsy tantiny ilay Paris Ma ville.. angamba RSA ny fidirambolany na AAH raha latsakiny 60 taona ?? minimum vieillesse ???

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS