Herinaratra ao Toliara
Natao veloma ny delestazy
jeudi 19 juillet 2007 |
| 137 visites
Tafapetraka ao Toliara ary efa manomboka miasa ny Gropy lehibe an’i JIRAMA mitondra herinaratra 5 Mégawatts izay toky nomen’ny minisitry ny Angovo, Patrick Ramiaramanana fa tsy miasa amin’ity volana ity izany fitaovana izany. Herinaratra 4,5 MGW no ilain’ny Toliara izay midika avy hatrany fa manana ambim-bava izany ny any an-toerana momba ity herinaratra ity. Olana ara-teknika no niseho tany ka tsy maintsy vaha-olana ara-teknika ihany koa no amahana izany. Tsy mbola misy kosa anefa ny Gropy (...)