Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 septembre 2025
Antananarivo | 23h25
 

Répondre à un commentaire

20 septembre à 14:24 | rakotobe (#7825)

Mitaky my Fahalalàna ny malagasy tsy vaky volo aty an-tanindrazana
Ary ianareo ry #7070 miafina @ Imasivoho ao Parisy ao ?

Ho an-dRamatoa Lalatiana Rakotondrazafy, manoloana ny filazanao fa efa mitady vahaolana ny fitondram-panjakana ankehitriny ka tsy valable intsony ilay fanambarana miezinezina nataonao tamin’ny 2016

Tena nisy vahaolana mivaingana tompoko naroson’ny fitondrana teo aloha ary notokanana ny taona 2017 ohatra ilay centrale thermique teny Ambohimanambola mamokatra herinaratra 60MW réel ary fonctionnel saingy mbola nombohina ihany izy ireo, mbola nilanjana vatapaty ihany koa.

Ianao no misafidy izay plateau hanaovantsika mirahavavy mianaka ny ADIHEVITRA na androany na rahampitso na izay mety aminao.

Prélude an’ny eny an-kianja satria valable foana iny invitation nomen’izy telo dahy CM CUA anao omaly iny.

© ? Temple Michella

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}