Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 11 juillet 2025
Antananarivo | 22h01
 

Répondre à un commentaire

11 juillet à 14:36 | gasy tsotrizao (#3859)

Mahay zavatra mihitsy reto nandra reto ka « circulaire » no entina mamaritra ny fampiharana ny « Loi de Finances », zany hoe tsy manaja ny fentitra satria ny « Loi » dia tsy maintsy « Loi » no manova azy ary ny « Loi » dia tsy maintsy misy « Décret d’application » izay « Decret » ihany koa no manova azy fa tsy « circulaire » velively.

Ny tena marina dia efa manao fanazarana ny @ ny hanova ny Lalampanorenana ireto tsy valahara ireto dia tsapainy raha mahatakatra ny gasy kely.

Ny filazana fa tsy misty fiantraikany @ vidim-piainana io TVA mihatra @ ny orinasa io dia tena fanavendranana satria hita ohatra fa ny fiovana teo @ ny gaz dia miantraika mivantana ny vidiny @ ny mpanjifa izay maro no niverina nampiasa arina na kitay noho io fisondrotana niseho io ka Vitogaz dia manangona ny TVA ho an’ny mpanabotry vahoaka

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}