Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 10 juillet 2025
Antananarivo | 22h52
 

Répondre à un commentaire

10 juillet à 14:39 | pisokely (#9950)

lay izy, misy zavatra azo ekena, fa misy kosa ny tsy azo leferina... tena manambany ny manampahaizana malagasy..

izao tonton izao dia mitsara avy hatrany : tsy azo hitokisana ny manampahaizana gasy, tsy azo hitokisana ny dokotera, ny mpitsara ary ny mpanao famontorana gasy.. ny malagasy rehetra mihintsy zany dia azo hitokisana intsony... hisy fiantraikany aminy toe sy ny varotra izany.... satria olona tsy misy lanjany izany ny malagasy e.. maivana ambony mizana ka mety atao an izany hanaovana azy... oméga volakely dia mety

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}