Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Capacités de nuisance
100 %
Derniers commentaires
- Capacités de nuisance - Bonsoir vohitra
Parler de refondation avec des institutions renégates (…)
el che - Capacités de nuisance - Tsy eken’ny frantsay i SZ ary ataon’ny frantsay izay làlana tsy ahazoany (…)
spliff - Capacités de nuisance - Salama Shalom
Ce PM est le nouveau sous-marin de qui on sait.
Le peu (…)
spliff - Capacités de nuisance - Et les poursuites
Pour :
corruption active et passive
Enrichissement (…)
bekily - Capacités de nuisance - ZAFIMAHOVA = PERSONNAGE TRES SOLIDE
bekily
{#URL_PAGE{archives}}





Fa ny zava-nitranga tao @ seranam-piaramanidina Ivato, efa ho tapa-bolana mahery izay, dia nisy mpiasan’ny SOFITRANS tratra nikasa nandefa volamena fito kilao izay nataony tao anaty irony “barquettes” irony. Ka ny nahatratrarana azy dia agent de sécurité iray, izay naharaka ny fandehany & rehefa nangatagaka ny mba anjarany fa tsy nomen-dry zalahy, dia ity farany no nanitsoka. Ny feo mandeha dia hoe sady efa fanaon-dry zareo no olona “super puissant, pour ne pas dire super Prés…” hono no ao ambadika ??