Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 2 décembre 2022
Antananarivo | 21h52
 

Répondre à un commentaire

23 septembre à 10:22 | Besorongola (#10635)

VERY FANAHY MBOLA VELONA NY GASY !

Raharaham-pirenena “Maha very fanahy mbola velona”
Very fananana ny vahoaka, hoy ny manam-pahaizana momba ny lalàna sy politika, Amiral Van Alexandre. Azo mosary ny firenena, hoy izy.
22-sept-2022

Tsy mandry fahalemana ny tany. Inona moa ny zavatra tsy miseho sy mitranga amin’izao fotoana izao ? Ny solika misy manapoka. Ny vono olona manerana ny tanàna. Ny lozam-pifamoivoizana mameno ny lalana. Ny harem-pirenena toy volamena hita etsy sy eroa. Ny fananan’ny hafa misy mibodo tsotra izao fotsiny. Ny valin’izany rehetra izany anefa dia ny hoe mbola mitohy ny fanadihadihana. Maha very fanahy mbola velona, hoy hatrany ny tenany, ny raharaham-pirenena eto amintsika.
J. Mirija/ Tia Tanindrazana.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS