Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 1er juillet 2025
Antananarivo | 00h53
 

Répondre à un commentaire

21 septembre 2022 à 11:03 | Besorongola (#10635)

LAALATIANAVALIAS BM À DROITE DE MR HO !

20 Septambra 2022- « Scandales » isan-karazany nandritra ny fitondran’ny Filoha Andry Rajoelina : Tsy nijanona intsony fa mila ho isan-kerinandro na isam-bolana ny « scandales » mahakasika ny mpitondra amin’izao nanomboka tamin’ny raharaha volamena 73,5kg tra-tehaka tao Afrika Atsimo ny 31 Desambra 2020. Nilaza i Mahery Lanto Manandafy fa misy tokoa ny scandale ataon’ny tompon’andraiki-panjakana sy ny ministra , saingy misy ihany koa ny dossier mahakasika ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta izay ny Ministry ny Serasera Lalatiana Rakotondrazafy ihany no mamoaka azy any amin’ny mpanao gazety.