Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 2 décembre 2022
Antananarivo | 21h52
 

Répondre à un commentaire

18 septembre à 17:47 | lé dezertera (#11352)

Mangatsiaka mamirifiry ankehitriny ny eto an-tanindrazana (tsy milaza velively izany fa eto an-toerana ny tena) ary mamely mafy ny sery ka tsy hay na ilay covid izy ity na dia gripa fotsiny izao.
Mampatsiahy ny hira "isika" an’ny "Hazo Midoroboka - Jomak’Ampama", tonon-kira nosoratan’i Tsilavina Ralaindimby manao hoe :
"...
Tsy mba mody ny atoandro
Kotsan’ny oram-pahavaratra
...
Tora-kovitra ny antoandro
Mandry fotsy ny hariva ..."

Izay no iainan’ireo Ambanilanitra mitambatra antsoina hoe Malagasy, miaina ao anatin’ny fahoriana sy ny fahantrana ary tsy raharahin’izay fitondrana jiolahim-boto tranon-dainga.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS