Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 1er juillet 2025
Antananarivo | 00h53
 

Répondre à un commentaire

16 septembre 2022 à 11:57 | Shalom (#2831)

Chose qui m’échappe complètement :

Inona marina no mamporisika ireto taitaibombina milaza azy ho tsotsoka ireto manoratra eto amin’ity serasera ity sy mandany fotoana manaratsy ny malagasy ?
Mihezaka ny mandinik’izany aho fa dia tsy hitako mangirana ny valiny.
Mety ho malagasy misari-gaigy hanodikodinana ny hevitra mba tsy hiresahana ny tsy fahaiza-mitondra sy ny olana ateraky ny fitondrana ankehitriny sanatrian’izany ve ?
Sa dia tena irony safiotra anti-dahy mpanambaka ny tany mahantra ka manao lala-mahitsy ny fanodikodinana ireo vehivavy tanora malagasy ?
Hoy ilay hira iray hoe « Soanala » :
"...
Vehivavy na ampy na tsy ampy taona
Rebireben’izay vola foana !"

Tena olona gaigy mihitsy marina moa.