Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Jirama : délestage de la grève des employés - Cà y est la pleureuse (MALIBUC) recommence sa jérémiade dominicale. (…)
CQFD - Jirama : délestage de la grève des employés - Tiens il se sent visé l’animal.
Modérateur M.T.
Vous voyez bien que ce (…)
MALIBUC - JIRAMA : Rajoelina accepte de rencontrer les employés - Quand on voit les activités dominicales du gepetto, on ne peut que le (…)
CQFD - Corruption : de beaux discours mais une réalité insupportable - Tiens il se sent visé l’animal.
Modérateur M.T.
Vous voyez bien que ce (…)
MALIBUC - Corruption : de beaux discours mais une réalité insupportable - Je pense que MALIBUC a la diarrhée. Il ne fait que parler de m..de.
Au CP (…)
CQFD
{#URL_PAGE{archives}}
Fahendrena sy fahaizana :
Tantara iray azo ampiarina ho an’ny malagasy rehetra na aiza misy azy eto amin’ity tany ity.
Momba ny mpiray tanindrazana iray tratran’ny tsy fahazakana ny ati-doha diso feno loatra angamba.
Olona nandoka-tena ho tapi-pahaizana izany olona izany ary milaza foana fa « vitsy hono ny malagasy toa azy ».
Taty aoriana anefa dia nampidirina teny amin’ny « Santé Sainte-Anne » tao Paris 14è io olona io noho ny saina tsy nahazaka izay eritreretiny.
Tsy zakan’ny sainy tokoa ary indrindra indrindra ny fieritreretana fa tsy misy mihaino izay lazainy ny olona kanefa izy hono feno hipoky ny « fahalalana ». Tena nampalahelo tokoa.
Inona moa no hitantarana ny toe-javatra toa izany eto amin’ity serasera ity ?
Na aiza misy anao eto amin’ity tany ity, na inona fahaizana hanananao, inty mba alalino ny tarigetran’ny mpianatra miaramila kely ao Fianarantsoa manao hoe : « Fahaizana ombam-pahendrena no ahazoana ny Fandresena ».
Izany no hitenenako foana ny hoe : « mba ampianaro sy anaro tsara ny ankizy mba tsy hanao adalana » fa rehefa adala ka na tapi-pahaizana toa inona aza dia lasa midina ambany dia ambany anaty ranom-potaka amin’ny farany.
Ny tena loza mihaotr’izany anefa dia ny adala nahazo fahefana ....
Ny hendry no omena hanatra fa tsy ny adala velively.