Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Démocrafika
100 %
Derniers commentaires
- Zora : Expulsion...
- Zora : Les procédures doivent être faites avant l’expatriation. C’est la faute à mon (...)
- Isandra : Zora, Ce n’est pas à cause du Président, mais de la lourdeur administrative, (...)
- MALIBUC : Zora, Je suis à Madagascar mais au Nord Est. Énormément d’amis et de la (...)
- Zora : Inandra, ca fait des mois que vous avez accaparé les biens et outils de (...)
Indraindray misy ny fifandrifian-javatra amin’ny fiainana saingy misy dikany avokoa izy ireny.
Ohatra iray omeko etsy ambany koa mba misy afaka manazava ve ?
Nisy ireto solon’anarana roa manaraka ireto hiantefan’izao fanamarinana izao :
niara tonga andro iray teto amin’ity serasera ity ireo solon’anarana roa ireo raha nandray soratra volohany
mifanaraka ny isa-marika nomen’i MT azy roa tonta
Ahoana indray arsonist ny proba mety mampisy ny toe-javatra toa izany ?
Ireto ireo solon’anarana ireo :
Doda (#11335)
La Fouine (#11336)