Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 11h32
 

Répondre à un commentaire

4 juin 2021 à 08:38 | poiuyt (#584)

. Fanomezana ZOM-PIRENENA MALAGASY _ Ampahan-dresaka tao amin’ny « invité du jour » (Gasikara Fenosoa) _ Alakamisy 03 Juin 2021 : Azo lazaina ho RÉVÉLATION anovozan-kevitra, raha ny resaka nataon’ Atoa BEARI Nirina Marcelin.
>>> Fa na eo amin-dry zareo samy mpino Silamo koa aza, ny mainty fihodirana antsoina hoe [BILARY] dia tsy tafiditra mihintsy ao @ Mosquée fivavahan’ny Karàna [KÔJAH] <==> Efa foto-pisainana mpanavakavaka sy mpanilika aloha izany.
>>> Misy koa @ ireo mpiasa Malagasy ampiasain’ny Karàna ireo, no ozonin’ ilay Karàna tsy hahatafita ny fiainan’io mpiasa io aloha ilay vola, mialohan’ny hanomezany an’iny ho karamany.
Tsy foto-pisainana toy izany no mbola hisisihantsika mafy hatrany, homena ny ZOM-PIRENENA MALAGASY. Fa ianareo Mpitondra sy Mpitantana Fanjakana kosa, raha ananan’ireo Karàna ireo vola ianareo, aoka mba tsy i Madagasikara sy ny Vahoaka ao aminy no hatao sorona fandoavan-trosa tompoko !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS