Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 03h31
 

Répondre à un commentaire

29 avril 2021 à 11:08 | Vohitra (#7654)

Misy manampahaizana sy mpikaroka Malagasy monina sy mipetraka eto Madagasikara ary vao nahavita namokatra sy nanamboatra « concentrateur d oxygene » ankehitriny, ary voalaza fa afaka mitaha sy mifaninana amin ireo vita any ampita.

Tokony omen ny fanjakana tosika sy fanampiana haingana ireo manampahaizana ireo mba hanosehana ny orinasa natsangany sy mba hitsitsiana ny vola vahiny tsy hivoaka amin ny fanafarana entana izay misy sy azo vokarina eto antoerana.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS