Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 12h12
 

Répondre à un commentaire

29 avril 2021 à 10:40 | Vohitra (#7654)

Miangavy ny MT mba hijery izay mpanao gazety mba tena afaka mandika amin’ny teny frantsay ny teny Malagasy mangarahara voasoratra ao amin’ny fanapahankevitra noraisin’ny Filankevitry ny Minisitra omaly.

Tsy mahafeno ny fandikana mazava ilay fanapahankevitra io nambaran’ny MT io, ary tsy mahalaza mihintsy ilay hevitra voasoritra ary nolazaina amin’ny teny Malagasy...indrindra ny mikasika ny fanafarana sy fampidirana ny vakisiny eto amin’ny Firenena.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS