Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 10h02
 

Répondre à un commentaire

27 avril 2021 à 09:54 | ASSISE (#10453)

Tsy ampahafiriny !

Amin’ny andro milamina tsy mahafaty ary azo atao ny manafoana sidina anefa amin’izao andro manahirana izao tsy azo foanana ny sidina.

« teny nomena » hono : MIKATONA NY SISIN-TANY ARY FOANA AVOKOA NA AVY AIZA NA AVY AIZA, filazana ampahibemaso ren-tany ren-danitra io.

Prezidà ve io olona io ? Tsy omeko tsiny ihany ny olona raha manamaivana io olona io.

Ambohikobaka, tànànan’ny tsy misy ilàvana azy « No Quality », mandrakizay doria amena. Vava tokoa no mandeha aloha.

Na Ambatolampy aza tsy hahavita manarina (retapage) an’io.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS