Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Démocrafika
46 %
Derniers commentaires
- Yet another Rabe : Encore une correction : « Rien n’ est sacré » au lieu de « Il n’ y a plus rien (...)
- Yet another Rabe : Correction : « sans égards POUR penser » au lieu de « sans égards ET penser (...)
- Yet another Rabe : En conclusion de ce chapitre, Avec les fozas, le plus grave des problèmes (...)
- Zora : Eh, eh ! Je ne suis pas comme vous, je n’ai jamais suce mon puce😂😂😂😂😂😂
- Zora : Oh, troll m’interpelle, je ne lui ai rien demandé Hihihihihi 😂😂😂😂😂
Archives
MBA HIALANA NY FIVEZIVEZENA DIA TOY IZAO :
"COVID-19 : FANDAMINANA MIKASIKA NY FANDRAISANA AN-TANANA IREO MARARY
⭕ Ireo marary maneho "forme légère : mikoha-maina, seriserena, manavy, mangorana, vizambizana, marary tenda, mivalana...
Manatona ny Tobim-pahasalamana fototra (CSB 2) ahazoana ny fitsaboana sahaza. Aorian’ny fizaham-pahasalamana dia mahazo fanafody maimaimpoana ary mitoka-monina any an-trano (auto-confinement). Raha misy zavatra tsy azo azo dia miverina mamonjy ilay CSB 2 nanaovana fizaham-pahasalamana.
🔴 Ireo marary maneho « forme modérée » na misy aretina mitaiza toy ny diabeta, aretin’ny fo sy ny tosi-drà, « asthme »...
Mamonjy ny CTC-19 Village Voara Andohatapenaka, CTC-19 Mahamasina, ary ny CTC-19 Ivato izay hisokatra tsy ho ela.
⚠ Ireo marary maneho tranga misy fahasarotana (forme grave) dia manatona ny Hôpitaly lehibe :
CHUJRA Ampefiloha
CHUJRB Befelatanana
CHU Anosiala
CHU Andohatapenaka
CHU Fenoarivo...
Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia manentana antsika rehetra hanaraka ireo fepetra sy lamina noraisin’ny Fitondram-panjakana hisorohana ny fiparitahan’ny valanaretina covid-19."