Fandravana ny antenimieram-pirenena
Tafiditra amin’ny paipaikan’i TIM hoy ny MFM
lundi 23 juillet 2007 |
| 130 visites
« Diavolan-kolava ny kilalao mbola ho ela , ary samy maranitra amin’ny tandrify azy». Sora-baventy nirantiranty nandritra ny fivorian’ny MFM teny Mandrosoa Ivato io ny sabotsy sy alahady teo. Ho fanohizana ny vovonana izay nataon’ny antoko MFM ny taona 2006 teo, dia nanao ny fivoriany ity antoko MFM ity, izay notarihan’ny filohany Manandafy Rakotoniriana, ary nahitana ny mpikambana avy amin’ny faritra 22 teto amintsika. Momba ny fandravàna ny antenimieram-pirenena ka hirosoana amin’ny fifidianana (...)