Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Nisy fiteny tena nalaza fony fitondrana Rajoelina, fiteny miendrika ho fanontaniana miantefa amparahatoka manao hoe :
"Ny fahefana ve no mahalasa adala sa, ny adala no nahazo fahefana.?"
Aleo samy mieritreritra izay valiny any ampony any...
Fa izao : tsy hoe ange kosa nitondra anjara biriky tamin’ny fanonganana ilay fitondrana namoa-doza sy namotika ny Firenena ianao, dia hoe ho afaka manarapo amin’izay tianao atao sy mety amin’ny kajikajy antsaina any ambadika heverinao hotontosaina eto e...azafady kosa e !