Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 11 décembre 2025
Antananarivo | 04h30
 

Répondre à un commentaire

9 décembre à 11:59 | Vohitra (#7654)

Tsiahy fohy ny lasa...

Nisy nivarotra antsokosoko ny tany sy trano nomen’ny fanjakana hipetrahan’ny Filoha Zafy tetsy Ivandry.

Hatramin’ny androany dia tsy nisy voasambotra ary tsy nisy voarohirohy hiakatra fitsarana ireo nahavanondoza, na ny mpivarotra ny ny mpividy...

Ny minisitra misahana ny fanajariana ny tany fahizany Reboza Julien no nanao sonia ny taratasy fanomezana alalana ny fivarotana ny tany sy ny trano.

Nilaza moa ity minisitra ity tamin’izay fa tsy novakiany tsara hono ilay taratasy fa avy dia nosoniaviny fotsiny tsotra izao !

Ilaina mihintsy ny famaizana sy ny mangarahara fa tsy azo avela ho vita vita foana ny raharaha !

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.