Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 5 septembre 2025
Antananarivo | 18h29
 

Répondre à un commentaire

5 septembre à 14:59 | pisokely (#9950)

ny olana any mada dia azo lazaina tsotra : tsy misy fahaizana ny mpitondra sy ny manodidina azy.. any ka tsy misy resaka azo atao amin dry zareo satria dia mivaona ny lohahevitra (hors sujet)..

bola ho be ny ho faty e... tsy io afera ambohimalaza io ihany fa mety aminy zavatra hafa.. na io teleferika io fotsiny aza dia ny mpanohitra no ahazo tsiny.. zavatra tsy laoniny.. tsy misy fiarovana.. dia ho zava doza nobhitranga.. tsy hoe ratsy ny teleferika, fa kosa tsy ara dalana, tsy misy fahaizana fiarovana aminy loza.

ity lazaina fa autoroute moa dia tsy hita intsony.. dia menatra ny tena.. ary fantatra fa ho betsaka ny ho faty.. tsy ilay lalana no ratsy, fa dia tsy misy ny fisorohana ny mety ho loza..

vendrana e.. tena vendrana..

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}