Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Ankoatra ny fanesoana ny vahoaka tsy mandady harona @ ty fandaniana tsy mitondra soa ho an’ny firenena dia mbola mitohy hatrany ny tsy fanarahan-dalàna ataon’ny tsy manara-penitra.
FANESOANA satria 500US$ antsasan’ny sarandalana no aloan’ny fitondrampanjakana izay mitovy @ ny fidirambola herintaona (PIB) ny maro an’isa eto @ ny firenena satria mihoatra ny 80 isanjaton’ny vahoaka no tsy misitraka io izany hoe misy olona 24 tapitrisa izany. Etsy ankilana anefa maro no tsy nahita ny lalao manasadalana satria tsy nandeha ny JIRAMA fa lany solika ary mbola maro noho izay no tsy nahita satria sady tsy manana fahitalavitra no tsy misy toerana fijerena ho an’ny mpanohana ! Maninona moa raha nikarakara no nataon’ny fanjakana dia anjaran’izay te-handeha no mandoa ny lany rehetra satria manana ny fahefa-mividy sahaza izany ireo ?
TSY FANARAHAN-DALANA MANARAPENITRA satria zavatra tsy anaty tetibola nolaniana sy tsy nasiam-panitisana dia avy ny tsindry bokotra dia atao : fanodikodinambolam-pajakana no dikan’izao.