Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 23 août 2025
Antananarivo | 10h08
 

Répondre à un commentaire

9 août à 09:09 | Vohitra (#7654)

Aiza ny mangarahara :

Nomena sa novidiana tamin’ny Firenena Sinoa izy ireto ?

Raha novidiana dia ohatrinona no vidiny ? Iza no orinasa mpanafatra ?

Tetibola avy aiza ?

Raha nomen’ny Sinoa dia lazao hoe inona no tambiny nangatahany !

Ary ahoana ny Faritra 23 hafa, aiza sy inona no anjaran’izy ireo ?