Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 31 juillet 2025
Antananarivo | 23h30
 

Répondre à un commentaire

30 juillet à 12:22 | rakotobe (#7825)

Les élucubrations de Rinah RAKOTOMANGA

" Mitohy ny ampamoaka - Hafatr’i Rinah Rakotomanga ho an’ny Minisitra ny fitaterana :

« Io fitiavam-bola diso tafahoatra io no manimba firenena, tsy misy tsy tia vola fa ny fitiavana azy tafahoatra mampanaonao foana ary mampidi-kizo firenena.

Tsy misy tsy tia voninahitra fa ny fitiavam-boangory tsy hanenjeham-botay ka hoe hanangom-bola farak’izay zokiny fa hanao fifidianana 2028 hoe ianao raha ny tsilian-tsofina.

Tsy misy tsy tia V. fa mba asiana fetrany ihany fa manjary manao ny tsy fanao mahavoan’ny aretina ireny ny farany.

Jereo hoe ahoana mihitsy moa itony orinasa mpanao voanjo, vary katsaka tsaramaso voanemba no sady manao compagnie aérienne dia hoe manana avions B777 miisa 5 ve nefa ny petra-bola 2 tapitrisa ariary monja ary hoe tena milamina oadray kosa e ...!

Ataovy sérieux ho’aho fa tonga dia miala fa tsy miandry esorina raha tena hoe gentleman ! »

IZAY FANARAHANAREO AO

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.