Kaominina Antananarivo
Miala any ny fanilihana ireo tsy nahomby
mardi 22 juillet 2008 |
| 867 visites
Mandindona ny fanesorana ireo tompon'andraikitra ao Tsimbazaza. Miahiahy ny amin'ny toerany ireo olona manodidina an'i Andry Rajoelina, ben'ny tanàna amin’izao fotoana izao. Hisy mantsy ny fanadiovana hataony ato ho ato. Ho voahilika manokana ireo olona izay hita fa tena nampikatso ny asa teo anivon'ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo renivohitra. Voakasika mivantana amin'izany ireo olona izay nantsoin'ny ben'ny tanàna hiara-hiasa taminy tao amin'ny kabinetrany.
Hisy amin'ireo lefitry ny (…)