Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 17 juin 2025
Antananarivo | 22h42
 

Articles écrits par « Ramijah »

  • Faritra Matsiatra Ambony

    Manani-bohitra antoandro ny dahalo

    mercredi 6 février 2008 | Ramijah |  377 visites
    Mirongatra ny asan-dahalo any amin’ny kaominina Andoharanomaintso iny. Miraviravy tanana ny vahoaka noho ny habibiana afitsok’ireo mpandroba ireo. Nandritry iny volana janoary iny dia tanana maherin’ny folo no norobain’ny dahalo ary ny tena loza dia tsy ny omby fotsiny no alainy fa hatramin’ny fanaka ao an-trano , na ny vilany aza. Tsy mihafahafa koa izy ireo ny handatsaka ny aina. Tsy amin’ny alina intsony toy ny taloha izy ireo no mandroba sy manafika fa na mbola tolakandro (amin’ny 4 (…)
  • Asa fanaovan-gazety

    Voahelingelina sy tratry ny ramatahora

    mardi 5 février 2008 | Ramijah |  781 visites
    Tsy navela haka sary sy nanao ny asany ireo mpanao gazety tonga nanatrika ny lozam-piarakodia izay nahafatesana tovolahy kely teo akaikin’ny «Travaux»-Besorohitra, tao Fianarantsoa ny zoma tolakandro lasa teo, tokony ho tamin’ny 3 ora tolakandro. Manamboninahitry ny tafika iray no tompon’ilay fiara nandona ka nahafaty ity tovolahy kely eo amin’ny 10 taona ity. Tsy vitan’ny hoe nandrahona ireo mpanao gazety tonga teo ity manamboninahitry ny tafika ity fa mbola nanompa ihany koa ireo mpanao (…)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}