Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 17 juin 2025
Antananarivo | 11h41
 

Articles écrits par « Hasina R. »

  • Toliara

    Misandoka ho mpandraharaha

    mercredi 10 décembre 2008 | Hasina R. |  641 visites
    Tsy kely lalana ny ratsy. Mahita hevitra hatrany ny sokajin’olona sasany entina hamitahana ny mpiara-monina aminy mba hahazoam-bola. Tsy misoratra eny amin’ny endrika tokoa ny maha olon-dratsy. Tovolahy iray, 25 taona, no malaza amin’ny fisolokiana amin’iny faritra atsimon’ny nosy iny. Halatra avo lenta no ataon’i Aina (io no anarana entiny). Tovolahy fotsy fihodirana, kelikely ary mahay mandresy lahatra amin’ny famitahana olona. Ao an-tanànan’i Toliara ao izy no manao ny asa ratsiny (…)
  • Tontolon’ny asam-panjakana

    Miala any ny rivotry ny fanadiovana

    mardi 9 décembre 2008 | Hasina R. |  570 visites
    Tokony hampiditra fonksionera vaovao ny fanjakana. Vinavinaina ho ny antsasaky ny foksionera amin’izao fotoana izao no hisotro ronono afaka 4 taona. Efa hanomboka ny fanadihadiana hataon’ny minisiteran’ny Asam-panjakana mba hahafahana mandanjalanja ny isan’ny fonksionera. Antony maro no mampihisatra ny fanaovan-draharaha any amin’ny biraom-panjakana, fa ny lehibe indrindra amin’ireo dia ny havesatry ny dingana tsy maintsy lalovana amin’ny fikarakarana taratasy sy ny kalitaon’ny fomba fiasa. (…)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}