Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 9 octobre 2025
Antananarivo | 14h22
 

Articles écrits par « France Rakotoarison »

  • Ranon’i Mananara

    Amidy any Arabia

    mardi 9 décembre 2008 | France Rakotoarison |  1366 visites
    Fantatra izao fa ny orinasa vahiny “Aquamar” no mikasa hanondrana ny rano Malagasy any amin'ny Golfe Persique. Hotovoziny avy ao Mananara Avaratra izany rano izany. Miahiahy ihany anefa ny loholon'ny faritr'i Sofia iny, sao dia tsy mahazo tombontsoa amin'izany fanondranana rano izany iny faritra avaratry Mahajanga iny. Avy ao amin'ny distrikan'i Mandritsara, ao anatin'ny ala antsoina hoe Antsitsika, no loharano ipoiran'izany rano haondran'ny orinasa Aquamar izany. Ny minisitry ny Rano kosa (…)